|
|
|
|

Teny iditra1  fantson' atody
Singan-teny  2 fantsona, 3 atody
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 lalana fivoahan'ny atody. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 conduit de l'oeuf. [1.13]
Voambolana  7  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12